• Talata 13 Jona 2017
Sport.“Racing Madagascar” Raikitra ny andiany faharoa

Hotontosaina ny 11 ka hatramin’ny 16 jolay any Antsiranana ny andiany faharoa amin’ny Racing Madagascar na ny hazakazaka an-tongotra “trail running à Madagascar” izay karakarain’ny Boogie Events, tarihan’i Patrice Raoull,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2017
Sport.Minisiteran’ny fanatanjahantena Manambana koa ny sendika

Nanambara tetsy amin’ny ANS Ampefiloha koa omaly ry zareo avy eo anivon’ny SynAF MJS na ny sendikan’ireo mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena fa tsy hanaiky

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Mey 2017
Sport.Fitantanana ny kianjabeni Mahamasina Misy manohitra ny toromariki Lalao Ravalomanana

Noho ny fangatahanireo olona maro mampiasa ny kianjabeni Mahamasina hikotranana isa-maraina dia namoaka didy tsy ela akory izay ny Benny tannanAntananarivo Renivohitra fa misokatra ho anny rehetra aminny 5 ora maraina ny kianja ary mihidy kosa rehefa aminny 7 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Mey 2017
Sport.Ady totohondry Malagasy ho any Congo Nivoaka ny anaranireo atleta voafidy

Nohamafisinny federasionny ady totohondry Malagasy taminny alalanny filoha lefiny, Atoa Gg Bosco, omaly teny aminny ANS Ampefiloha fa nahemotra aminny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2017
Sport.Baolina kitra teny Ambavahaditokana Nanjaka tanteraka RFB Zamia

Nifarana ny alahady teo rehefa naharitra telo andro ilay fifanintsanana lalao baolina kitra ho anireo klioba mpilalao ao aminny kaominina Ambavahaditokana tao anatinilay hetsika Challenge ASCA andiany faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2017
Sport.Ralaivao Lovatiako Hampandroso ny fanatanjahantena malagasy ny CDMT

Manomboka izao, hoy ny SG-nny minisiteranny fanatanjahantena teny Carion ny sabotsy teo dia tsy misy volam-panjakana holanilaniana fahatany izany raha tsy misy tetikasa mazava voafaritry ny CDMT na ny Cadre de Developpement Moyen Terme nifanarahana taminny minisiteranny vola.

Hamaky ny tohiny
FTT