- Alarobia 13 Septambra 2017
Sport.Atleta manana fahasembanana Anisan’ny sangany eto Afrika ny Malagasy
Nampahafantarina omaly talata 12 septambra tetsy amin’ny ANS Ampefiloha ny andinindininy mikasika ilay fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja ara-panatanjahantena ho an’ireo manana fahasembanana hotontosaina eto Antananarivo ny 14 ka hatramin’ny 17 septambra izao.
Hamaky ny tohiny