- Sabotsy 04 Novambra 2017
Sport.Afrobasket 3 x 3 TOGO Nigeria sy Niger no hifandona amin’ny Madagasikara anio
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly zoma 03 novambra 2017 tany Lomé TOGO ny fifananinanana fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo taranja Basikety baolina FIBA 3 x 3 andiany voalohany izay haharitra hatramin’ny alahady 05 novambra ho avy izao.
Hamaky ny tohiny