Sport

CAN Total Maroc 2018 Ho tanterahina rahampitso zoma ny antsapaka


  • Alakamisy 16 Novambra 2017

Nankatoavin’ny Komity Mpikarakara ny CAN Total Maroc 2018 nivory omaly alarobia 15 novambra 2017 tany Rabat any Maroc,

 ny fepetra hanatanterahana ny antsapaka hatao rahampitso zoma 17 novambra 2018 amin’ireo tarika  hiray vondrona.  Fantatra tamin’izany fa ny zava-bitan’ireo firenena 16 handray anjara amin’ity fifaninana ity no nanasokajiana azy ireo ao amin’ireo « chapeaux 4 »
Pot 1 : Maroc (pays hôte), Angola, Côte d’Ivoire, Libye
Pot 2 : Cameroun, Guinée, Nigeria, Zambie
Pot 3 : Congo , Ouganda, Rwanda, Soudan
Pot 4 : Burkina Faso, Guinée Equatoriale, Mauritanie, Namibie
Nankatoavin’ity Komity Mpikarakara ity koa ireo tanàna hanatanterahan ny fifanintsanana manomboka ny 13 janoary ka hatramin’ny 4 febroary 2018 ka any  Casablanca (groupe A), Marrakech (groupe B), Tanger (groupe C), Agadir (groupe D). Ny lalao fanokafana sy famaranana ny hetsika dia hotanterahina ao amin’ny “complexe Mohamed V any Casablanca » nohavaozina.

Ntsoavina Evariste

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT