• Alarobia 08 Novambra 2017
Sport.Mondial Pétanque junior 2017 Tompondaka eran-tany indray ny Malagasy

Norombahin’ny ekipa Malagasy tamin’ny alalan-dry Tendry-Newton-Zigla-Miandritiana tany Chine omaly ny amboara voalohany tamin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany amin’ny « Pétanque junior 2017 ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Novambra 2017
Sport.Grand Combat de Kick Boxing Vonona tanteraka ireo mpilalaon’ny « selection Tanà”

Vonona tanteraka ankehitriny ireo mpilalao voafantin’Antananarivo eo amin’ny taranja kick boxing hiatrika an’ireo mpilalao voafantin’ny “zone sud”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Novambra 2017
Sport.Rugby Analamanga Amin’ny alahady 11 novambra izao no hitohy

Araka ny fanambarana nataon’ireo mpikarakara ny fifaninanana rugby eto Analamanga dia ny “Comité Technique Fédérale”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Sport.Afrobasket 3 x 3 tany Togo Faha-3 ny ekipam-pirenena Malagasy

Resin’i Côte d’Ivoire 21-16 teo amin’ny lalao 1/2-dalan’ny fifaninanana Afrobasket 3 x 3 notontosaina tany Lomé Togo omaly alahady 05 novambra ny ekipa Malagasy nisy an’i Claudio, Ricky,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Sport.Telma coupe de Madagascar 2017 Cosfa sy Fosa Junior no hiatrika ny famaranana

Tontosa omaly alahady 5 novambra 2017 tany Fianarantsoa sy tany Mahajanga ireo lalao ankatoky ny famaranan’ny fifaninanana Telma Coupe de Madagascar 2017 ka nahazoana ny vokatra : Cosfa 3-2 As Adema ; Fosa Junior 2-0 Jet Mada.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Novambra 2017
Sport.Ady totohondry sy Komity Olimpika Malagasy Halako bika sy tsy tiako tarehy no misy, hoy i Gégé Bosco

Nanakoako tamin’ny herinandro lasa teo ny fanambarana navoakan’ny COM na ny Komity Olimpika Malagasy nanao fivoriambe tany Toliara mikasika ny tsy maintsy hanesorana an’Atoa Andriamanampisoa Gégé

Hamaky ny tohiny
FTT