Sport

Telma Coupe de Madagascar Etsy Mahamasina amin’ny alahady izao ny famaranana


  • Talata 21 Novambra 2017

Araka ny peta-drindrina efa aelin’ny FMF na ny Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy ao anaty tranonkalam-pifandraisana dia fantatra fa ho tontosaina etsy

 

amin’ny kianjaben’i Mahamasina amin’ny alahady 26 novambra izao manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ny lalao famaranana ny Fiadiana ny amboaran’i Madagasikara 2017 eo amin’ny taranja baolina kitra  hifanandrinan’ny Cosfa Analamanga sy ny Som Fosa Junior Boeny. Iza amin’ny roa tonta ary no handimby ny Elgeco Plus tompon’ity amboara ity tamin’ny taon-dasa ?

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT