Sport

Filohan’ny Baolina kitra any Menabe Mbola hirotsaka ho fidiana ihany koa


  • Alakamisy 23 Novambra 2017

Manoloana ny zava-misy any an-toerana eo amin’ny fikasan’ireo olona tsy nifanerasera firy teo amin’ny taranja baolina kitra no mandrisika ahy mbola hirotsaka ho fidiana indray ho filohan’ny ligin’ny baolina kitra any Menabe izay mbola tantanako ankehitriny ,

hoy Atoa Mamod’Ali Hawel tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana teto Iarivo; “Tsy ekeko ho viraviraina mihitsy mantsy ny baolina kitra any amin’ny faritra misy anay any, hoy izy, ary mila miezaka izahay any Menabe faefa tamin’ny taona 1968 izany Union de Menabe izan y no nahazo titre nasionaly farany tany aminay na dia ny mpilalaon’i Menabe aza no fototry ny nahazoan’i Madagasikara ny anaram-boninahitra tompondakan’i Afrika  tamin’ny beach  soccer 2010. Raha ohatra anefa misy olona hanaiky ny hanohy  ny ezaka efa natomboko dia vonona ny hanohana azy ny tenako ka hiady mafy amin’izay ny hamitany ny foto-drafitrasam-panatanjahantena aty Menabe indrindra hoan’i Morondava manokana.

Ntsoavina Evarise


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT