- Sabotsy 02 Desambra 2017
Sport.Baolina kitra Malagasy Nivoaka ny anaran’ireo kandidà ho filohan’ny ligy
Navoakan’ny CNE Football na ny komity mpikarakara ny fifidianana eo anivon’ny FMF notarihan’ny filoha lefiny,
Hamaky ny tohinyNavoakan’ny CNE Football na ny komity mpikarakara ny fifidianana eo anivon’ny FMF notarihan’ny filoha lefiny,
Hamaky ny tohinyHanomboka anio sabotsy 02 desambra 2017 ka tsy hifarana raha tsy ny alahady 10 desambra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena lalao miverina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’I Madagasikara 2017.
Hamaky ny tohinyKira Michel na i Me Kira Olomanga tsy navela nilalao tany ivelany
Hamaky ny tohinyMiantso fampihavanana eo amin’ny olana misy eo amin’ny tontolon’ny baolina lavalava eto amintsika i Zoky Fidy, mpitantana nandritry ny 23 taona tao amin’ny fileovana Bemasoadro.
Hamaky ny tohinyManomboka mafampana ny tontolon’ny baolina kitra amin’izao fotoana, noho ny resaka fifidianana.
Hamaky ny tohinyNahatratra mpikatroka 125 avy amin’ny klioba 25 misy ireo mpikatroka nandray anjara tamin’ny fifaninanana Karate sampana Fihezama notontosaina ny sabotsy 25 novambra teo teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano. Ity no namarana ny hetsika karate sampana Fihezama taona 2017.
Hamaky ny tohiny