Sport

Basikety N1 A lahy sy vavy Hahazo fanomezana avy amin’ny Telma ireo mendrika


  • Sabotsy 02 Desambra 2017

Hanomboka anio sabotsy 02 desambra 2017 ka tsy hifarana raha tsy ny alahady 10 desambra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena lalao miverina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’I Madagasikara 2017.

Toy ny mahazatra dia hanolotra fanomezana an’ireo rehetra mendrika amin’izany fifaninana izany indray ny orinasa Telma Madagacar ka ho tolorany lelavola  2 000 000 Ar ireo ekipa mpandresy lahy sy vavy. Hahazo  1 000 000 Ar kosa ireo ekipa tompondaka lefitra mbola lahy sy vavy ihany. Ho tolorana Telma Smartphone TITAN 4G kosa ireo mpilalao mendrika lahy sy vavy ary ireo mpampidi-baolina be indrindra tamin’ny ankapobeny sy tamin’ny tifi-davitra (3 pts). Azo vidiana amin’ny M-Vola ny tapakila fidirana amin’ny Ankatoka sy ny Famaranana.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT