- Alakamisy 16 Novambra 2017
Sport.Mondial 2018 any Rosia Tsy tafita ny Squadra Azzura Italiana
Raraka teo amin’nylalao « barrage » nihaonany tamin’i Suède ny ekipam-pirenena Italiana, ny Squadra Azzura (in-4 efa tompondaka eran-tany), ka tsy ho anisan’ireo tafita hiatrika ny« coupe du monde »hatao any Rosia amin’ny 2018.
Hamaky ny tohiny