- Talata 05 Desambra 2017
Sport.Baolina kitra-Fifidianana mampiahiahy Miantso ny FIFA ireo filohan’ny Ligy
Nanao fanambarana iombonana manameloka ny politika maloto manodidina ny zotram-pifidianana ao amin’ny fanavaozana ny rafi-pitantanan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) omaly ireo filohan’ny ligy maro manerana ny nosy.
Hamaky ny tohiny