Sport

Karate Do sampana Fihezama Mpikatrako 125 no nandray anjara


  • Talata 28 Novambra 2017

Nahatratra mpikatroka 125 avy amin’ny klioba 25 misy ireo mpikatroka nandray anjara tamin’ny fifaninanana Karate sampana Fihezama notontosaina ny sabotsy 25 novambra teo teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano. Ity no namarana ny hetsika karate sampana Fihezama taona 2017.

 

Ireo vokatra azo :

Poussine -20kg : 1°-Jessica (Akka Mahitsy) ; 2°-Tsanta (Makkawa) ; 3°-Sairaka (Maka)

Poussine +20 kg : 1°-Ange (Kokaju) ; 2°-Avana (Makawa) ; 3°-Cindy (Homéopharma)

Poussin -20kg : 1°-Mihaja (Jsk) ; 2°-Rubi (Akka Mahitsy) ; 3°-Tamby (Akka Avaradrano)

Poussin +20kg : 1°-Noah (Maka) ; 2°-Lija (Kenka.Ju) ; 3°-Faniry (Kokaju)

Sénior Dame -50kg : 1°-Victoria (Maka) ; 2°-Tiavina(Koka.Ju) ; 3°-Manantsoa (Makawa)

Sénior Dame -55kg : 1°-Nofisoa (Homéopharma) ; 2°-Hanitr’Oliva (As Aro) ; 3°-Raitra (Makawa)

Sénior Homme -60kg : 1°-Jessi (Tfska) ; 2°-Billy (Koka.Ju) ; 3°-Paul (Aska)

Sénior Homme -67kg : 1°-Jao (Koka.Ju) ; 2°-Dinah (Tiger’s) ;

3°--Luciano (Jsk)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT