Sport

Basikety - tompondaka nasionaly N 1 A Nanomboka tamin’ny sabotsy ny lalao miverina


  • Alatsinainy 04 Desambra 2017

Nanomboka tamin’ny sabotsy 02 desambra 2017 teo tetsy amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny taranja basikety N 1 A lahy sy vavy. Ekipa lehilahy miisa 14 ary Vehivavy miisa 12 no mandray anjara amin’ny fifaninana.

 

Vokatry ny andro 2 voalohan’ny fifaninanana sabotsy 2 sy alahady 3 desambra :

 

Gnbc Vakin  80 – 55  Challenger Anal/ga  (L)

Jsb Boeny  49  -  95  Mb2All  Anal/ga  (V)

Sebam Boeny  87  -  90  Mb2All  (L)

Bc Est At And/f  86  -  73  Crjs Ats/nana  (V)

Sbbc Boeny   100  -  50  Tamifa Am’i  M  (V)

Cosmos  Diana   79  -  80  2Bc Vakin  (L)

Cospn  Anal/ga  72  -  78  Ascut Ats/nana  (L)

Asa Anal/ga  22  - Fandrefiala Anal/ga  (V)

Ascb Boeny   80  -  69  Tmbb Anal/ga  (L)

Sbbc Boeny  58  -  63  Cosfa Anal/ga  (L)

H: SEBAM (Boeny)  65 – 76  GNBC (Vakina)  (L)

CHALLENGER (Analamanga)  33 – 86  SBBC (Boeny)  (L)

ASE (H/M)  63 – 80  JSB (Boeny) (V)

COSPN (Analamanga)  84 – 92  TMBB ( Analamanga)  (L)

 MB2ALL (Analamanga)  74 – 54  TAMIFA (Amoron'Imania) (V)

BC EST (Ats/Andrefana)  49 - 72   JEA (Vakina)

CRJS (Atsinanana)  31 – 100  FANDREFIALA (Analamanga)

MB2ALL (Analamanga)  84 – 85  COSFA (Analamanga)  (L)

ASCUT (Atsinanana)  72 – 37  2BC (Vakina)  (L)

 ASCB (Boeny)  68-64  COSMOS (Diana)  (L)

 

Miala sasatra kely ireo mpifaninana anio alatsinainy 4 desambra fa rahampitso talata 5 desambra 2017 vao hitohy etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fifaninanana.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT