• Talata 05 Septambra 2017
Sport.Ady totohondry Malagasy Mikendry ny Lalao olympika 2020

Taranjan’olon-tokana ny ady totohondry ka na atleta iray aza dia efa afaka mandray anjara amina fifaninanana iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2017
Sport.Rugby à XV Miala any indray ny CT Tanà-Ville

Tsy mbola miravona ny disadisa misy eo amin’ny tontolon’ny rugby Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2017
Sport.Basikety sokajy U 16 Tompondaka ny ASCB Boeny sy ny FANDRASA Matsiatra Ambony

Ny ekipa zatovolahin’ny Ascb Boeny nandavo ny Ascut Atsinanana tamin’ny isa 76-53 tamin’ny famaranana sy ny ekipa zatovovavin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2017
Sport.Kitra - Diviziona Elite vehivavy Tsy afa-bela tamin’ny ASKAM Itasy ny AC SabNam

Tsy afa-bela tamin’ny ekipan’ny ASKAM Itasy ny AC Sab Nam Analamanga, fa mbola resin-dry zareo 2-1,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2017
Sport.Festival des Arts Martiaux Malagasy Any Mahajanga indray no fotoana

Tontosa tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina omaly alahady 3 septambra 2017 tontolo andro ilay hetsika « Festival des arts martiaux et combats de défi » nokarakarain’ny CAM na « Collectif des Arts Martiaux » tarihan’i Me Raharinala Gilbert.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Septambra 2017
Sport.THB Champion’s League Malagasy Mitarika vonjimaika ny Cosfa, Hzam, Elgeco Plus ary ny Cnaps Sport

Nahazoam-bokatra ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny baolina kitra 2017. Mahajanga :

Hamaky ny tohiny
FTT