• Alatsinainy 04 Desambra 2017
Sport.Marathon International de Tanà andiany faha-17 Nanjakan’ny atleta Malagasy

2 andro be izao dia ny sabotsy 2 sy alahady 3 desambra no nanatontosana ny hetsika Marathon Internationale de Tanà nokarakarain’ny Federasiona Malagasin’ny Atletisma niaraka tamin’ny World Trade Center ary ny fiombonan’antoky ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Sport.Basikety - tompondaka nasionaly N 1 A Nanomboka tamin’ny sabotsy ny lalao miverina

Nanomboka tamin’ny sabotsy 02 desambra 2017 teo tetsy amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny taranja basikety N 1 A lahy sy vavy. Ekipa lehilahy miisa 14 ary Vehivavy miisa 12 no mandray anjara amin’ny fifaninana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Sport.Rugby Kianja Makis Nanatrika teny an-toerana i Daniel Blondy

Niditra teo amin’ny andro faha-9 ny fifaninanana ny lalao rugby D-1 Elite Fédérale karakarain’ny “Comité Technique Fédérale” tantanan’Atoa Randrianarisoa Rija notontosaina teny amin’ny kianjan’i Makis Andohatapenaka omaly alahady 3 desambra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Sport.Fanilihana kandida-Ligy Baolina kitra Hiakatra any amin’ny FIFA ny raharaha

Mihevitra ny hitaraina eo anivon’ny Federasionina iraisam-pirenena momba ny baolina kitra (FIFA) ireo filohan’ny Ligy izay mahatsapa fa nisy tsy rariny sy fanaparam-pahefana nataon’ilay CNE na

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Sport.Baolina kitra Malagasy Nivoaka ny anaran’ireo kandidà ho filohan’ny ligy

Navoakan’ny CNE Football na ny komity mpikarakara ny fifidianana eo anivon’ny FMF notarihan’ny filoha lefiny,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Sport.Basikety N1 A lahy sy vavy Hahazo fanomezana avy amin’ny Telma ireo mendrika

Hanomboka anio sabotsy 02 desambra 2017 ka tsy hifarana raha tsy ny alahady 10 desambra ho avy izao ny fifaninanam-pirenena lalao miverina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’I Madagasikara 2017.

Hamaky ny tohiny
FTT