- Talata 12 Desambra 2017
Sport.Lalao Echec sokajy tanora Tompondakan’i Afrika i Harifidy
Nifarana ny sabotsy 9 desambra 2017 tany Giza any Egypte ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika sokajy tanora.
Hamaky ny tohinyNifarana ny sabotsy 9 desambra 2017 tany Giza any Egypte ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika sokajy tanora.
Hamaky ny tohinyNorombahin’ny olon-droa niaraka Hery sy Rony avy any Toamasina ny amboara sy ny lelavola 3.000.000 ariary nofinidin’izy ireo halaina tamin’ny fifaninana tsipy kanetibe “
Hamaky ny tohinyNoporofoin’ny mpilalaon’i Boeny ny maha sangany azy ireo eo amin’ny taranja basikety baolina.
Hamaky ny tohinyNangotrakaara-bakiteny tokoa ny hetsika« Grand Combat Boxe Française Savate 2017 » notontosain’ny ligin’Analamanga amin’ity taranja ity tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina omaly alahady 10 desambra. Ankoatra ireo fifaninana Boxe Savate nahitana fifanandrinana 10 dia nisongadina ihany koa ny ady Kempo samihafa niisa 6.
Hamaky ny tohinyHangotraka ny « Grand Combat 2017 » Boxe Française Savate hotontosaina etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina rahampitso alahady 10 desambra tolakandro.
Hamaky ny tohinyAnio no hanarahana ny lalao manasa-dalana rehetra eo amin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny basikety baolina miverina sokajy N1 A lahy sy vavy hotontosaina ety amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.
Hamaky ny tohiny