- Sabotsy 09 Desambra 2017
Sport.Rugby à XV Tompondakan’Analamanga
Samy hahitana fifandonana mahasarika mpitia lavalava avokoa eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga taranja rugby à XV
Hamaky ny tohinySamy hahitana fifandonana mahasarika mpitia lavalava avokoa eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga taranja rugby à XV
Hamaky ny tohinyNorombahan’ilay Portugais Cristiano Ronaldo fanindiminy ny baolina volamena satria izy no voahosotra ho « ballon d’or 2017 » halina. Ny taona 2008, 2013, 2014 ary 2016 no efa nandrombaka ny fandresena i CR 7.
Hamaky ny tohinySaika ho isan’andro dia hahenoana fifamaliana amin’ny haino aman-jery hifanaovan’Atoa Rabarisoa Hery Mamy filohan’ny federasion’ny ady totohondry Malagasy sy ny filoha lefiny Andriamanampisoa Gégé Bosco.
Hamaky ny tohinyNitohy omaly talata 5 desambra 2017 ny fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny basikety 2017 miverina sokajy N1 A lahy sy vavy izay notontosaina tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina rehefa niala sasatra kely ny alatsinainy 4 desambra.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana iombonana manameloka ny politika maloto manodidina ny zotram-pifidianana ao amin’ny fanavaozana ny rafi-pitantanan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) omaly ireo filohan’ny ligy maro manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyNanambara tamin’ny haino aman-jery tsy miankina iray eto an-drenivohitra ny alahady 3 desambra teo ny filohan’ny federasion’ny ady totohondry Malagasy,
Hamaky ny tohiny