- Zoma 01 Desambra 2017
Sport.Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy
Kira Michel na i Me Kira Olomanga tsy navela nilalao tany ivelany
Hamaky ny tohinyKira Michel na i Me Kira Olomanga tsy navela nilalao tany ivelany
Hamaky ny tohinyMiantso fampihavanana eo amin’ny olana misy eo amin’ny tontolon’ny baolina lavalava eto amintsika i Zoky Fidy, mpitantana nandritry ny 23 taona tao amin’ny fileovana Bemasoadro.
Hamaky ny tohinyManomboka mafampana ny tontolon’ny baolina kitra amin’izao fotoana, noho ny resaka fifidianana.
Hamaky ny tohinyNahatratra mpikatroka 125 avy amin’ny klioba 25 misy ireo mpikatroka nandray anjara tamin’ny fifaninanana Karate sampana Fihezama notontosaina ny sabotsy 25 novambra teo teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano. Ity no namarana ny hetsika karate sampana Fihezama taona 2017.
Hamaky ny tohinyVoalohany teo amin’ny tantarany hatramin’izay 2 taona niorenany izay no nandrombaka amboara nasionalin’ny baolina kitra ny ekipan’ny Fosa Junior avy any Mahajanga.
Hamaky ny tohinyTsy ara-dalàna ny AG na Fivoriambe nataon’ireo seksiona 3 tamin’ny zoma 24 novambra teo teny Ivandry,
Hamaky ny tohiny