• Alatsinainy 27 Novambra 2017
Sport.Rugby Tsinjaka 2 Nahomby ny hetsika tamin’ny ankapobeny

Nahavory olona nahafeno kianja ny hetsika Rugby Tsinjaka niarahan’ny lalao rugby niandrasana ny fihaonan’i Ftm Manjakaray sy Usa Ankadifotsy (15-13) sy ny seho an-tsehatr’ireo mpanakanto malaza toa an-dry Black Nadia, Mijah, Jean Aimé,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Sport.Cosfa Analamanga sy Fosa Junior Boeny Hotoloran’ny Telma sy Fmf 3.000.000 Ar izay mandresy

Fantatra tamin’ny fitafan’ny tompon’andraikitry ny serasera, Elly Razafinimanga sy ny tale teknikan’ny FMF, Debon Jean François ary tompon’andraikitry ny marketing sport ao amin’ny Telma,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Sport.Rugby à XV rahampitso alahady Hangotra ny kianjan’i Makis sy Malacam

Samy hahitana lalao rugby goavana tahaka ny mahazatra ny eny amin’ny kianja Makis eny Andohatapenaka sy ny etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena rahampitso alahady 26 novambra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Sport.Rugby à XV rahampitso alahady Hangotra ny kianjan’i Makis sy Malacam

Samy hahitana lalao rugby goavana tahaka ny mahazatra ny eny amin’ny kianja Makis eny Andohatapenaka sy ny etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena rahampitso alahady 26 novambra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Novambra 2017
Sport.Kitra – Ligy Vatovavy Fitovinany Iharan’ny antsojay ny kandida Giscard

Mahatsapa Atoa Andriano Giscard sy ny ekipany fa miala any ny antsojay mikendry ny hisomparana ny maha kandida azy ho filohan’ny Ligin’ny baolina kitra ao amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Novambra 2017
Sport.Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy Andrianiaina Christian na i Nanou Ilaina eo amin’ny fiainanana rehetra ny fanatanjahantena

Hiverina eo amin’ny taranja tsipy kanetibe indray isika anio eto amin’ity pejin’ny Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy ity, taranja anisan’ny namoaka tompondaka eran-tany Malagasy maromaro ihany.

Hamaky ny tohiny
FTT