Sport

Rugby à XV GOLD TOP 8 Lavon’Ambondrona tamin’ny moka fohy ny Cosfa


  • Alakamisy 11 Janoary 2018

Tontosa soa amantsara omaly alarobia 10 aogositra teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro faha-2 an’ilay fifaninanana rugby à XV “Gold Top 8”

 

na fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara D-1 Elite Federal saika natao tamin’ny alahady 07 janoary teo nefa tsy tontosa noho ny haratsin’ny andro. Lalao 4 no natrehana tamin’izany ka nisongadina indrindra ny nandavoan’ny Jsta Ambondrona tamin’ny moka fohy (elanelan’isa tokana) ny Cosfa miaramila. Hitohy amin’ny alahady 14 jonoary izao ny andro faha-3 amin’ity fifaninanana ity.

Vokatra rehetra azo :

Stm 26-13 Uirc

Usa 27-11 3F5

Cosfa 18-19 Jsta

Ftm 52-13 Usi

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT