Sport

Ady totohondry Malagasy Nangataka AGO ireo filohana ligim-paritra


  • Alakamisy 11 Janoary 2018

Nandefa taratasy any amin’ny Tale Jeneralin’ny Spaoro ao anivon’ny minisiteran’ny fanatanjahantena ireo filohan’ny ligim-paritry ny taranja ady totohondry Malagasy ka mangataka ny hanatanterahan’ny

 

federasion’ity taranja ity AGO hiompana amin’ny fanaovan’ny filohany, Rabarisoa Hery Mamy, ny tatitra teknika sy ara-bola ary tatitra moraly sy tatitra amin’ny fifandraisana amin’ny any ivelany. Araka ny lalàna mifehy ny taranja dia afaka mangataka an’izany ireo ligy misy raha mahafeno ny antsasa-manila. Ny filohana ligy 10 tamin’ireo13 misy no nanao sonia ny fangatahana koa dia manan-kery avy hatrany. Ny daty naroson-dry zareo hanatanterahana ny AGO dia amin’ny faha-25 janoary 2018.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT