- Sabotsy 16 Desambra 2017
Sport.Tsipy kanetibe tompondakan’i Madagasikara Boss Open Any Fianarantsoa ny 16 sy 17 desambra 2017
Ny boulodrôme Ampasambazaha any Fianarantsoa no handray ny fifaninanam-pirenena fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “Boss Open” olon-telo miaraka lehilahy karakarain’ny federasion’ny taranja tsipy kanetibe eto Madagasikara manomboka anio sabotsy 16 ary hifarana ny alahady 17 desambra 2017.
Hamaky ny tohiny