- Sabotsy 23 Desambra 2017
Sport.Rugby - Malacam Omby mifahy 5 no hiadiana amin’ny alahady izao
Hafana dia hafana ny lalao rugby hotontosaina eny amin’ny kianjan’i Makis Andohatapenaka rahampitso alahady 24 desambra.
Hamaky ny tohinyHafana dia hafana ny lalao rugby hotontosaina eny amin’ny kianjan’i Makis Andohatapenaka rahampitso alahady 24 desambra.
Hamaky ny tohinyHiditra amin’ny “Grande Finale” ankehitirny ny hetsika karakarain’ny PIF na ny “Pétanque Inter-fokontany” ao Antsirabe ny 23-24 desambra 2017 izao.
Hamaky ny tohinyHiavaka kely ny pejin’ny kintan’ny fanatanjahantena Malagasy anio zoma 22 desambra 2017 satria dia ireo sangany nandrombaka medaly sy amboara erantany sy aty amin’ny kaontinanta afrikanina no hasehontsika an-tsary etoana.
Hamaky ny tohinyVory maro ny ankizin’Ivato efa ho 10 000 satria hoe ho avy ny vadin'ny filoham-pirenena Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina hampifaly ny kilonga amin'ny alalan'ny Okalou.
Hamaky ny tohinyAmbohipihaonan’ireo mpiasan’ny ministeran’ny vola sy ny teti-bola Malagasy niatrika ny fifaninanana “Jeux Coorporatif” hifanandrinan’ireo sampandraharaha rehetra ao aminy toy ny CSC, ny DGI, DGF sns…
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny fanatanterahana ny “Tounoi basket veterans "Lakana tsara voha" notontosain’ny ligin’ny basiketin’Atsinanana ny faha-15 sy 16 desambra teo ka nahazoan’ny ekipa vehivavin’ny JCBA Analamanga
Hamaky ny tohiny