- Talata 23 Janoary 2018
Sport.« Tournoi baskety Ady omby d'Ambohimanarina 2.0 » Nahery ny JCSA vehivavy sy ny UNITE lehilahy
Nahery ny ekipan’ny Jcsa Ambohimanarina vehivavy, nandresy tamin’ny mokafohy ny Bad Team Alarobia (62-61).
Hamaky ny tohinyNahery ny ekipan’ny Jcsa Ambohimanarina vehivavy, nandresy tamin’ny mokafohy ny Bad Team Alarobia (62-61).
Hamaky ny tohinyLasan’ny CNaPS Sport avy any Itasy ny amboara Telma Super Coupe de Madagascar 2017 eo amin’ny taranja baolina kitra. Resin’izy ireo tamin’ny 1-0 ny sabotsy 20 janoary 2018 teo,
Hamaky ny tohinyTontosa soa aman-tsara teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka omaly alahady 21 janoary 2018 ireo lalao ankatoky ny famaranan’ny lalao rugby à XV “Gold Top 8” na fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara karakarain’ny Malagasy Rugby.
Hamaky ny tohinyNifampiharahaba sy nifampirary soa noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2018 teny Anosizato, ny sabotsy 20 janoary teo, ny fileovana TAM Anosibe rugby manontolo nahitana an’ireo raiamandreny mpitantana, mpanazatra ary mpilalao.
Hamaky ny tohinyKintan’ny Fanatanjantena Malagasy vahinintsika faharoa sady vahiny andriambavilanitra voalohany amin’ity taona 2018 ity ny atleta kalaza amin’ny hazakazaka lavitr’ezaka (Fond sy Demi-fond),
Hamaky ny tohinyHangotraka ny eny amin’ny kianjan’ny Complexe Culturel et de Loisirs CNaPS Vontovorona hanatanterahana ny lalao miverin’ny “Telma Super Coupe de Madagascar 2017” rahampitso sabotsy 20 janoary.
Hamaky ny tohiny