• Alarobia 27 Desambra 2017
Sport.Famaranana rugby - Top 9 Hangotraka indray etsy Mahamasina

Azo antoka fa noho ny fiaraha-miasan’ny Analamanga rugby amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra no ahafahan’ity farany hanatontosa ny lalao famaranana TOP 9 karakarainy etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina amin’ny sabotsy 30 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Sport.Kitra - Espaina Nahazo kiana mafy i Zinedine Zidane

Nahazo kiana mafy dia mafy tamin’ny gazety espaniola maro ilay mpanazatra ny ekipan’ny Real de Madrid taorian’ny faharesen’ny ekipa tantanany 3-0 nanoloana ny Barcelone,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Desambra 2017
Sport.Rugby tetsy Malacam Noroahin’ny 3FAI ny omby natao amboara

Ny fileovana 3FAI tantanan-dRtoa Raissa no nandroaka omby voalohany avy ao amin’ny kianja Malacam Antanimena taorian’ny niverenan’ireo mpilalao rugby nilalao tao amin’ity kianja ity taorian’ny nanatsaran’ny Madarail tompon-toerana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Desambra 2017
Sport.Kianja sentetika Andohalo Lasan’ny ekipan’ny Ludogorets ny amboara lehibe

Noho ny fiaraha-miasa 3P (CUA Antananarivo Renivohitra tompon’ny tany sy ny fikambanana kianja sentetika Amborompotsy Talatamaty tarihan-dRasoamaromaka mivady ary ny Région Iles de France) no nahavitana ny kianja sentetika eny Andohalo nisy ny zaridaina teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Desambra 2017
Sport.Basikety 3 x 3 Ambatokaranana Nifanome tanana ny Mamiratra sy ny Tamia

Nanatontosa “Tournoi basiket FIBA 3 x 3” niendrika fifaninanana Mafy be teny amin’ny kianja filalaovana teny Ambatokaranana ny fikambanana Mamiratra mpikarakara tanora tarihan-dRtoa Harilanto Andriamanantena ny alahady 24 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Sport.Kitra - Fifidianana filohan’ny ligy Afaka herinandro ny fanapahan-kevitra

Andrasan’ny maro tokoa ny ho tohin’ny fifidianana filohan’ny ligin’ny baolina kitra manerana ny Nosy,

Hamaky ny tohiny
FTT