- Alatsinainy 12 Febroary 2018
Sport.Basket « Coupe du Président » Anjaran’ny Faritra Atsimo indray izao
Omaly alahady 11 febroary 2018 vao nifarana ny lalao nifanandrinan’ny Cosmos (DIANA) sy ny Sebam (Boeny) tao amin’ny kianja Mitafon’Antsiranana amin’ny fifaninanana Basket « Coupe du Président » andiany faha-4.
Hamaky ny tohiny