Sport

Baolina kitra tompondakan’Analamanga Vita avokoa ireo lalao miverina rehetra


  • Alatsinainy 26 Febroary 2018

Tonga dia notontosaina omaly alahady 25 febroary avokoa ireo lalao miverin’ny andro voalohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra

 

ligue 1 eto Analamanga notanterahina tamin’ny alahady heriny 18 febroary teny Carion sy tetsy Mahamasina. Nisongadina omaly ny nandavoan’ny Elgeco Plus ny Tanà Formation tamin’ny isa mavesatra 6-1. Mbola resin’ny As Adema 3-1 indray ny Copn.  Lavon’ny Cnaps Sport Tanà 1-0 ny Fc Mama, Samy 1-0 ihany koa no nampiondrehan’ny Uscafoot ny Cosfa sy nandavoan’ny Fosa Junior Tanà ny Mi-20.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT