Sport

Basket-Ball « Coupe du Président Zone Ouest » Nahery ny ASB Itasy nandresy ny Cnaps Itasy 108-91


  • Alatsinainy 26 Febroary 2018

Nahery ny ekipan’ny ASB Itasy tamin’ny lalao famaranan’ny fifanintsanana “Coupe du Président Zone Ouest” notontosaina ny sabotsy 24 febroary teo tany Arivonimamo nanoloana ny ekipan’ny Cnaps Itasy.

Resin-dry zareo tamin’ny isa 108-91 ity farany ka nandrombahany ny amboara natolotra tamin’izany. Marihana anefa fa ireto ekipa roa ireto no hisolotena ny Zone Ouest amin’ny lalao Play offs hotontosaina any Toliara (Lrbb Atsimo Andrefana) miaraka amin’ireo Zone 4 hafa.

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT