- Zoma 16 Febroary 2018
Sport.Baolina kitra ligy 1 Analamanga 2018 Vonona ny ekipan’ny Uscafoot sy ny mpanazatra vaovaony
Hanomboka amin’ny alahady 22 febroary izao etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina sy any amin’ny kianjan’i Carion ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitra 2018 eto Analamanga ho an’ny sokajy « ligue 1 ».
Hamaky ny tohiny