- Alakamisy 08 Febroary 2018
Sport.Amboaran’i Afrika 2018 Hanainga anio hariva ho any Kenya ny Fosa Juniors
Hanainga anio harivan’ny alakamisy 08 febroary 2018 ho atsy Kenya ny mpilalaon’ny Fosa Juniors tompon’ny amboaran’i Madagasikara 2017 hiatrika ny ekipan’ny Afc Léopards avy any Kenya eo amin’ny dingan’ny lalao savaranonandon’ny fiadiana ny amboaran’ny CAF 2018 lalao mandroso ho tontosaina any Nairobi rahampitso zoma 09 febroary 2018.
Hamaky ny tohiny