• Talata 13 Febroary 2018
Sport.Tsipy kanetibe “Star Master Thaillande” Lasan’i Jacky(Vazà) sy Pa ary Hery ny tapakila mankany Bangkok

Tontosa teny Ambohimangakely tamin’ny sabotsy 10 sy alahady 11 febroary teo ny hetsika “Grande Finale” tamin’ny ilay fifaninanana tsipy kanetibe “Qualification 8è Star Master Thaillande de Pétanque”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Febroary 2018
Sport.Fanampiana ara-tsosialy eny ambany tanàna Mitohy ny ezaka ataon’ny fikambanana Fitahina

Mitohy hatrany ny ezaka fanampiana ara-tsosialy fanaon’ny fikambanana Fitahina tarihan-dRtoa Rajaonatahina Bako ho an’ireo mpilalao rugby eny ambany tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Febroary 2018
Sport.Basket Coupe du Président Ny Cosmos (DIANA) no tompondakan’ny Faritra Avaratra

Ny ekipan’ny Cosmos (DIANA) no tompondakan’ny Faritra Avaratra teo amin’ny fifanintsanana « Coupe du Président » eo amin’ny taranja basikety.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Febroary 2018
Sport.ASCUT – Toamasina Vonona handray ny soso-kevitry ny rehetra hanatsarana zavatra

“Tamin’ny taona nivalona iny no nisian’ny vokatra ratsy indrindra teo anivon’ny ASCUT hatramin’izay 15 taona nisiany izay. Hanarina isika manomboka izao satria sarotra ny hanova ny efa napetraka. Miankina aminareo mpilalao ihany anefa ny fanovana sy fisandratana hapetratsika manomboka izao”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Febroary 2018
Sport.Baolina kitra Afrikanina Nandresy ny CNaPS Sport, nahatazona sahala ny Fosa Juniors

Azo ambara fa fahombiazana roa sosona no azon’ireo ekipa Malagasy mandray anjara amin’ny fifaninanana Afrikana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Febroary 2018
Sport.Ravelojaona Andry La Pie Ampy izay ny fanakorontanana ny rugby Malagasy

Fifidianana tsy nanaraka ny ara-dalàna iny notontosaina teny Ivandry tamin’ny talata 6 febroary 2018 teo iny ka nahalany an-dRazafimbelo Norbert ho filohan’ny ligin’Analamanga rugby ihany koa, hoy Ravelojaona Andry La Pie filoha am-perinasan’ny ligy.

Hamaky ny tohiny
FTT