- Alakamisy 01 Febroary 2018
Sport.Famaranana ny Chan 2018 Nigeria sy Maroc no hifanandrina
Nidelira fandresena ny tao amin’ny kianja Mahommed V any Casablanca tamin’ny nahazoan’ny ekipan’ny Lions de l’Atlas ny fandresena nanoloana ny Chevaliers de la Méditerranée Lybiana 3-1 omaly alarobia 31 janoary 2018.
Hamaky ny tohiny