Sport

Fifidianana ASOIMI Lany ho filoha i Jhon Love


  • Alakamisy 01 Martsa 2018

Lany ho filoha vaovaon’ny Asoimi na Ciset (lalao hifanandrinan’ireo mpiasam-panjakana eny amin’ny andrim-panjakana samihafa eto amintsika tamin’ny fifidianana

 

notanterahina tetsy amin’ny ANS Ampefiloha omaly alarobia 28 febroary i John Love nahazo ny vato 79 tamin’ny 109 nanankery. 21 no vato azon’i Mme Cindy minisiteran’ny Rano raha 2 no azon’ny solontenan’ny Mjs ary 1 ny an’ny solontenan’ny Men. Marihina fa anisan’ny vaindohan-draharaha ho an’ny birao vaovao tarihin’i Jhon Love ny fanovana ny anaran’ny fikambanana tarihany sy ny fandravonana ny disadisa nisy teo aloha.

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT