Sport

Baolina kitra Ligue 1 Analamanga Mbola mitarika an’isa ny As Adema


  • Alatsinainy 05 Martsa 2018

Mitohy ny fandresena tsy miato azon’ny As Adema eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga amin’ny taranja baolina kitra sokajy Ligy 1 fa mbola nandresy ny Tanà Formation 2-0 indray izy ireo teo amin’ny andro faha-3 omaly alahady 4 martsa tetsy Mahamasina. Mbola ity ekipan’ny Seranana Ivato ity, araka izany, no mitana ny laharana vonjimaika ankapobeny hatreto.

 Voka-dalao feno azo omaly alahady 4 martsa 2018 tetsy Mahamasina sy tany Carion :

As Adema - Tanà Formation (2-0)

 Elgeco Plus - Mama Fc (1-1)

 Cnaps Sport Tanà - Fosa Junior Tanà  (0-1)

Mi-20 – Uscafoot (0-1)

Cosfa # Cospn (2-3)

Marihina fa amin’ny alarobia 7 martsa ho avy izao dia efa hotanterahina eny Carion sy ao Mahamasina ihany ny lalao miverina amin’ireo fifaninanana  ireo :

Mahamasina : 12:00-Cospn # Cosfa

                         14:00-Uscafoot # Mi-20

Carion : 09:00-Mama Fc # Elgeco Plus 

              11:00-Fosa Juniors Tanà # Cnaps Sport Tanà

              13:00-Tanà Formation # As Adema

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT