Sport

Baolina kitra LIGUE 1 Analamanga Lavo ny andrarezina As Adema


  • Alakamisy 08 Martsa 2018

Tontosa omaly alarobia 07 martsa 2018 tetsy Mahamasina sy tany Carion ny andro faha-4 ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga LIGUE 1 eo amin’ny taranja baolina Lalao miverin’ny andro faha-3 notontosaina ny alahady 4 martsa teo izy ireo.

 

 Nirava ady sahala avokoa ireo lalao 4 notontosaina omaly. Nisongadina kosa ny faharesena voalohany azon’ny ekipan’ny As Adema 1 no ho 0  nanoloana ny ekipan’ny Tanà Formation.

Vokatra rehetra azo :

Cospn  2 - 2  Cosfa

Uscafoot  1 - 1 Mi-20

Mama Fc  0 - 0  Elgeco Plus 

Fosa Juniors Tanà  1 - 1  Cnaps Sport Tanà

Tanà Formation   1 - 0  As Adema

Amin’ny alahady 11 martsa izao indray ny andro faha-5 amin’ity fifaninanana ity.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT