- Alatsinainy 19 Febroary 2018
Sport.Basket « coupe du Président » andiany faha-4 Ny BCA Ihorombe no nitana ny laharana voalohany
Ny BCA Ihorombe nandresy ny JBC Atsimo Andrefana (65-55) teo amin’ny lalao famaranana notontosaina omaly alahady 18 febroary 2018 no nitana ny laharana voalohany tamin’ny fifanintsanana ho an’ny « Zone Sud ». Izy roa ireo, araka izany, no hisolotena an’io Faritra io amin'ny tohin'ny fifaninanana PLAY OFFS izay atao any Toliara (LRBB Atsimo Andrefana).
Hamaky ny tohiny