Sport

Champions League any Eoraopa Manchester City 1 – Bâkle 2, Totteham 1 – Juventus 2


  • Alakamisy 08 Martsa 2018

Manchester City 1 – Bâkle 2, Totteham 1 – Juventus 2. Ireo no vokatry ny lalao miverin’ny 1/8n-dalana notanterahina omaly alarobia alina tany Espagne sy tany Angletera ka nahatafakatra an’i Manchester City sy ny Juventus

 

 rehefa natao ny tambatr’isa lalao mandro sy miverina. Ireo ekipa 2 ireo izany no hanampy an’i Real Madrid sy  Liverpool tafavoaka ho mpandresy tamin’ny talata.

Amin’ny 13 sy 14 martsa izao no ho fantatra ireo ekipa efatra ambiny hanampy an’ireo efa tafita ireo.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT