Kianja Malacam Antanimena Hangotraka ireo 1

2-dalan’ny Coupe d’Analamanga


  • Zoma 09 Martsa 2018


 

Hitorajofo ara-bakiteny indray ny lalao rugby etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena amin’ny  alahady 11 martsa ho avy izao izay hanatontosana ny 1/2-dalan’ny fiadiana ny « coupe d’Analamanga rugby ». Hifampitana amin’izany ny XV Family sy ny Tfma ho dimbiasan’ny Irc sy ny Tfa. Mialohan’ireo anefa dia mbola hisy lalao rugby an’ny vehivavy  in-3 miantoana be izao :

 

-3Fb # Matadorea

-Uasc # Rosa Club de l’Imerina

-Jsm # Fanjan’Anjanahary

 

Ntsoavina Evariste


                                                                                                                   

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT