- Sabotsy 24 Febroary 2018
Sport.Tanànan’i Mahajanga Manjaka ny fitaterana amin’ny Bajaj
Vao miditra ny tanànan’i Mahajanga ianao ankehitriiny dia misongadina ny loko mavomavon’ny Bajaj iray amin’ny fitaovana fitateran’olona hampisain’ny mponina an-davanandro ao amin’ity renivohitry ny voninkazo ity.
Hamaky ny tohiny