Sport

Coupe de la Confédération 2018 Lavon’ny Fosa Juniors Madagasikara 2-0 ny Aspl 2000 Maorisy


  • Alakamisy 08 Martsa 2018

Resin’ny ekipa Malagasy Fosa Juniors avy any Boeny tamin’ny isa 2-0 omaly tany amin’ny kianja Georges V any amin’ny nosy Maorisy ny ekipa Aspl 2000 solontenan’ity firenena ity teo amin’ny “2è tour”

 

 lalao mandroso amin’ny fiadiana ny « Coupe de la Confédération Africaine 2018” eo amin’ny taranja baolina kitra. Baolina matin’i Dax kapitenin’ny Fosa teo amin’ny minitra faha-35 sy ny minitra faha-54 no niantoka ny fandresen’ny Malagasy.
Any amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga manomboka amin’ny 2ora30 amin’ny alahady 18 martsa ho avy izao no hanatanterahina ny lalao miverina

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT