- Talata 27 Febroary 2018
Sport.Rugby “Comité Technique Fédérale” Omby 4 no nivoaka teny amin’ny kianja Makis
Ankoatra ny tetsy Malacam Antanimena dia mitohy ihany koa ny lalao rugby karakarain’ny CTF na “Comité Technique Fédérale” teny amin’ny kinja Makis Andohatapenaka tamin’ny alahady 25 febroary lasa teo.
Hamaky ny tohiny