1

4-dalan’ny Champions League Ekipa Italiana avokoa no hihaona amin’ny Barça sy Real


  • Sabotsy 17 Martsa 2018

Vita tany Nyon (Suisse) omaly zoma atoandro ny antsapak’ireo lalao 1/4-dalan’ny Champion’s League UEFA 2017-2018. Fantatra fa ekipa Italiana avokoa no hifandona amin’ireo kalaza Espaniola Barcelone sy ny Real Madrid ka ny 3 sy 4

aprily no hanatanterahana an’ireo lalao mandroso 4 ary ny 10 sy 11 aprily kosa ireo lalao miverina samy amin’ny 22ora sy 45 mn ora Malagasy avokoa.

Ny 3 aprily  sy  11 aprily 2018 : Juventus (Italie) # Real Madrid (Espagne)  ;  Séville (Espagne) # Bayern Munich (Allemagne)

Ny  4 aprily sy 10 aprily 2018 : Barcelone (Espagne) # As Roma (Italie)  ;  Liverpool (Angleterre) -Manchester United (Angleterre)

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT