- Alatsinainy 26 Martsa 2018
Sport.Baolina kitra fanomanana ny CAN 2019 Lavon’i Kosovo 1-0 ny Barean’i Madagasikara
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Lasan’i Taratra sy Rija ny amboara kalisy sy ny lelavola 2.000.000 ariary teo amin’ny fifaninanana tsipy kanetibe « Grand Open des arbitres » notontosaina ny sabotsy 24 sy omaly alahady 25 martsa tetsy amin’ny boulodrôme Cbt tetsy Mahamasina.
Hamaky ny tohinyHanana birao fiasana eto Madagasikara atsy ho atsy ny filohan’ny CAF am-perinasa, Atoa Ahmad, izay efa tonga eto an-toerana herinandro teo ho eo izao.
Hamaky ny tohinyNanambara tamin’ny fampitam-baovao fohy nataony tetsy Tsaralalàna misy ny foiben’ny ekipan’ny 3FAI Ambalavao Isotsy ny alakamisy 22 martsa teo,
Hamaky ny tohinyIray amin’ireo kintan’ny Fanatanjahantena ao an-tanànan’i Mahajanga indray no tafaresaka tamin’ny gazety Tia Tanindrazana tamin’ny fotoana nandalovana tany an-toerana farany (18 martsa 2018) dia Rabemananjara Alban mpilalao baolina kitra kalaza tamin’ny fotoanandrony ka hotaterina aminao eto ny mikasika azy, araka ny fanazavana nomeny tamin’izany.
Hamaky ny tohinyNambaran’ny FMBB sy ny mpikarakara ny FIBA 3x3 eto Madagasikara tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena omaly alakamisy 22 martsa fa hotanterahina ny 6 sy 7 aprily ho avy izao ny “Challenge FIBA 3x3” sokajy U 18.
Hamaky ny tohiny