Champions League UEFA Ny Bayern Munich sy Barcelone no tafita farany amin’ny 1

4-dalana


  • Alakamisy 15 Martsa 2018

Ny Fc Séville sy As Roma ary ny Bayern Munich sy Barcelone no hanampy ny Manchester City sy ny Juventus ary ny Liverpool sy ny Real

Madrid hiatrika ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’ny Champions League UEFA taona 2017-2018. Ny vokatra azo halina : Besikitas 1 – 3 Bayern Munich  ;  Barcelone 3 – 0 Chelsea.  Rahampitso zoma 16 martsa amin’ny 12 ora antoandro any Nyon (Suisse) no hatanterahana ny antsapaky ny ampahaefa-dalana.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT