Sport

Rallye Malagasy FSAM Lany ho filoha faninefany i Jimmy Rakotofiringa


  • Alakamisy 22 Martsa 2018

Tontosa omaly alarobia 21 martsa 2018 tao amin’ny foiben-toerany tetsy Ambodifilao ny fifidianana izay ho filoha vaovaon’ny FSAM na Federation du sport Automobile de Madagascar.

 

Lany faninefany hitantana ity rafitra ity indray i Jimmy Rakotofiringa na i Bebeh raha nahazo ny vato 9 tamin’ireo mpifidy niisa 11 (Fmmsam, Asacm, Asa Tanà, Tmf, Tasamm, Acct, Msa, Runmada, Ama, Srk ary ny Tacs). 2 ihany kosa no azon’ny mpifanandrina taminy dia i John Andry Ratoby mpitantana taloha ny klioba SRK. Manana 10 andro ity filohan’ny FSAM ity hananganana ny birao vaovao hiaraka aminy.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT