Sport

Baolina kitra – Ligin’Analamanga Lavon’ny Elgeco Plus 2-0 ny Uscafoot


  • Talata 20 Martsa 2018

Lavon’ny ekipan’ny Elgeco Plus 2 no ho 0 be izao ny ekipan’ny Uscafoot Fivondronana ny alahady teo, teo amin’ny andro faha-7 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga.

 

 Voka-dalao azo teo amin’ny andro faha-7 notanterahina tetsy Mahamasina sy teny Carion tamin’ny alahady 18 martsa 2018 :

Tanà Formation  1-2 Cosfa ; Elgeco Plus 2-0 Uscafoot ; Mama Fc 0-0 Fosa Jr Tanà ; Cnaps Sport Tanà 1-1  Cospn ; Mi 20 Fc  0-2 As Adema.

Marihana fa rahampitso alarobia 21 martsa ao anatin’ny andro faha-8 amin’ity fifaninanana ity no hanatanterahana ny lalao famerenana  rehetra tamin’io andro faha-7 io.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT