Sport

Rakotomamonjy Neypatraiky André sy ny kitra Malagasy Aleo hilamina sy hanaja rafitra mba hampandrosoana azy


  • Talata 20 Martsa 2018

Marina fa tonga teto amintsika ny solontenan’ny FIFA sy CAF, hoy Rakotomamonjy Neypatraiky André, mpikambana eo anivon’ny CE-n’ny FMF na Federasiona Malagasin’ny baolina kitra.

Iray amin’ireo efa voatonontonona fa ho anisan’ireo kandidà hifaninana eo amin’ny fitantanana ny taranja baolina kitra Malagasy izy.  Tazana tany amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga izy tamin’ny alahady teo ka nanontaniana ny heviny. Aoka hiandry am-pilaminana izay fanapahan-kevitra sy izay ho toromarika havoakan-dry zareo isika mianakavy fa tsy hikoropadropaka tsy amin’ny antony. Amiko dia aoka hohajaina ny rafitra rehetra misy eo amin’ny fitantanana  an’ity baolina kitra ity mba hahatonga ny filaminana ka hahafahana hampandroso an’ity baolina Malagasy ity.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT