• Sabotsy 10 Martsa 2018
Sport.Ligin’ny baolina kitra Amoron’i Mania Hanomboka rahampitso alahady izao ny taom-pilalaovana 2018

Nambaran’ny filohany, Randriantsoaniaina Nirilanto dit Dona, nandalo teto an-drenivohitra tamin’ity herinandro ity fa hanomboka rahampitso alahady 11 martsa ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Amoron’i Mania sokajy D-1 eo amin’ny taranja baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
Sport.Seksion’ny baolina kitra Antananarivo-Renivohitra Raikitra ny fiadiana ny ho tompondaka samihafa

Hanomboka amin’ny sabotsy 10 martsa izao eny amin’ny kianjan’i Bevalala ambony sy eny amin’ny kianja Bevalala ambany ary eny amin’ny kianja Masera Bourbond Androhibe ireo fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny seksion’Antananarivo-Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Sport.Coupe de la Confédération 2018 Lavon’ny Fosa Juniors Madagasikara 2-0 ny Aspl 2000 Maorisy

Resin’ny ekipa Malagasy Fosa Juniors avy any Boeny tamin’ny isa 2-0 omaly tany amin’ny kianja Georges V any amin’ny nosy Maorisy ny ekipa Aspl 2000 solontenan’ity firenena ity teo amin’ny “2è tour”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Sport.8 martsa any Moramanga Alaotra Mangoro Vola an-tapitrisany no ho lanian’ny DG-n’ny orinasa Fanalamanga

Hanarina ny fahavoazana niseho tamin’ny fikarakarana ny 8 martsa tamin’ny taon-dasa 2017 noho ny nafitsoky ny rivodoza Enawo namely mafy tamin’izany andro izany ry zareo ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro ka hamerina ny fikarakarana ny hetsika ao Moramanga anio 8 martsa 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Sport.Baolina kitra LIGUE 1 Analamanga Lavo ny andrarezina As Adema

Tontosa omaly alarobia 07 martsa 2018 tetsy Mahamasina sy tany Carion ny andro faha-4 ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga LIGUE 1 eo amin’ny taranja baolina Lalao miverin’ny andro faha-3 notontosaina ny alahady 4 martsa teo izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT