Sport

Ahmad - Filohan’ny CAF Hanana birao fiasana eto Madagasikara


  • Sabotsy 24 Martsa 2018

Hanana birao fiasana eto Madagasikara atsy ho atsy ny filohan’ny CAF am-perinasa, Atoa Ahmad, izay efa tonga eto an-toerana herinandro teo ho eo izao.

 

Any amin’ny kartien’Analakely ao an-tanànan’i Mahajanga no hisy an’io birao hiasany eto Madagasikara io ka eritreretina hotokanana amin’ny faran’ny volana martsa na fiandohan’ny volana aprily ho avy izao. Raha ny nambaran’Atoa Rakotomalala Stanislas izay hiandraikitra ny tale fitantanana an’ity biraon’ny CAF eto Madagasikara ity dia hivezivezy hiasa eto Madagasikara sy any amin’ny biraony any Le Caire any Egypte misy ny foiben’ny CAF Atoa Ahmad. Afaka mitarika fivoriana mivantana avy aty Madagasikara izy, hoy izy, satria hisy ny Video conference ao amin’ity trano misy ny biraony eto Madagasikara ity.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT