- Talata 27 Martsa 2018
Sport.Kung fu Wisa feno 38 taona Manambatra ny hery hanasoavana ny firenena
Ao anatin’ny fankalazana ny faha-38 taona nijoroany teto Madagasikara ny Kung fu Wisa amin’ity taona ity ka nisy ny hetsika lehibe notanterahana tany Tsiroanomandidy ny faran’ny herinandro teo ka nahavory mpiangaly ity haiady ity manodidina ny 4 000.
Hamaky ny tohiny